10 Ny vavanao dia toy ny divay tsara, eny, divay mikorotsaka mora eo an-tendan'ny malalako sady miditra misononoka amin'ny molotry ny matory.
Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 7
Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 7:10 amin'ny teny manodidina.