Tonon-Kiran'i Solomona 8:1 MG1865

1 Enga anie ka ho tahaka ny anadahiko, izay ninono an'ineny, ianao! Dia ho nahita anao teny ala-trano aho ka ho nanoroka anao. Eny tsy ho azon'olona notevatevaina aho.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 8

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 8:1 amin'ny teny manodidina.