Tonon-Kiran'i Solomona 8:2 MG1865

2 Dia ho entiko ka hampidiriko ho ao an-tranon'ineny ianao, ary hampianarinao aho; Hampisotroiko divay noharoharoan-java-manitra mbamin'ny ranon'ampongaben-danitro ianao.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 8

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 8:2 amin'ny teny manodidina.