5 Iza moa iry vehivavy miakatra avy any an-efitra, mitehina amin'ny malalany? Teo ambanin'iny hazo poma no namohazako anao; Teo no niterahan-dreninao anao, eny, teo no nahararian'ilay niteraka anao.
Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 8
Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 8:5 amin'ny teny manodidina.