Tonon-Kiran'i Solomona 8:6 MG1865

6 Ataovy toy ny fanombohan-kase ao am-ponao aho sy toy ny fanombohan-kase eo an-tsandrinao; Fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana, masiaka tahaka ny fiainan-tsi-hita ny fahasaro-piaro; Ny lelafony dia lelafo midedadeda, eny, lelafon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 8

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 8:6 amin'ny teny manodidina.