Tonon-Kiran'i Solomona 8:7 MG1865

7 Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana, ary ny renirano tsy mahapaoka azy; Na dia misy olona manome ny fananany rehetra ao an-tranony aza hamidy fitiavana, dia hatao tsinontsinona izy.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 8

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 8:7 amin'ny teny manodidina.