Zakaria 1:1 MG1865

1 Tamin'ny volana fahavalo tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah tamin'i Zakaria mpaminany, zanak'i Berekia, zanak'Ido, nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Zakaria 1

Jereo Zakaria 1:1 amin'ny teny manodidina.