14 Ary ilay anjely niresaka tamiko dia nanao tamiko hoe: Miantsoa hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Saro-piaro dia saro-piaro an'i Jerosalema sy Ziona Aho.
Vakio ny toko manontolo Zakaria 1
Jereo Zakaria 1:14 amin'ny teny manodidina.