Zakaria 1:8 MG1865

8 Nahita tamin'ny alina aho fa, indro, nisy lehilahy nitaingina soavaly mena ka nijanona teny amin'ny rotra teny an-dohasaha, ary teo aoriany nisy soavaly mena sy mavo ary fotsy.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 1

Jereo Zakaria 1:8 amin'ny teny manodidina.