Zakaria 11:17 MG1865

17 Lozan'ny mpiandry ondry tsy mahomby izay mandao ny ondry! Ny sabatra no hanely ny sandriny sy ny masony ankavanana; halazo tokoa ny sandriny, ary ho jamba tokoa ny masony ankavanana.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 11

Jereo Zakaria 11:17 amin'ny teny manodidina.