2 Midradradradra, ry hazo kypreso! Fa efa nianjera ny sedera, Eny, fongotra ireo avo be; Midradradradrà, ianareo ôka any Basana! Fa ripaka ny ala mikirindro
Vakio ny toko manontolo Zakaria 11
Jereo Zakaria 11:2 amin'ny teny manodidina.