Zakaria 13:6 MG1865

6 Dia hisy hanao aminy hoe: Ka inona itony ratra amin'ny tananao itony? Dia hovaliany hoe: Naratra tao an-tranon'ny sakaizako ireny.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 13

Jereo Zakaria 13:6 amin'ny teny manodidina.