Zakaria 14:15 MG1865

15 Ary ho toy izany koa ny areti-mandringana hamely ny soavaly sy ny ampondra sy ny rameva sy ny boriky mbamin'ny biby fiompy rehetra izay ao amin'ireny toby ireny, eny, ho tahaka izany areti-mandringana izany ihany.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 14

Jereo Zakaria 14:15 amin'ny teny manodidina.