9 Fa, indro, ny vato izay napetrako teo anoloan'i Josoa, ny vato iray dia banjinin'ny maso fito; indro, hosoratako ny sorany, hoy Jehovah Tompon'ny maro, ary hesoriko indray andro monja ny helok'ity tany ity.
Vakio ny toko manontolo Zakaria 3
Jereo Zakaria 3:9 amin'ny teny manodidina.