6 Dia namaly izy ka nanao tamiko hoe: Izao no tenin'i Jehovah amin'i Zerobabela: Tsy amin-kery na amim-pahatanjahana, fa amin'ny Fanahiko, hoy Jehovah, Tompon'ny maro .
Vakio ny toko manontolo Zakaria 4
Jereo Zakaria 4:6 amin'ny teny manodidina.