Zakaria 4:9 MG1865

9 Ny tànan'i Zerobabela no nanao ny fanorenan'ity trano ity, ary ny tànany koa no hamita azy; ka dia ho fantatrao fa Jehovah, Tompon'ny maro, no naniraka ahy ho aminao.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 4

Jereo Zakaria 4:9 amin'ny teny manodidina.