Zakaria 6:10 MG1865

10 Mandraisa avy amin'ny babo, dia amin'i Helday sy Tobia ary Jedaia, eny, mandehana amin'izany andro izany ihany ianao, ka midìra ao an-tranon'i Josia, zanak'i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babylona izy,

Vakio ny toko manontolo Zakaria 6

Jereo Zakaria 6:10 amin'ny teny manodidina.