Zakaria 6:15 MG1865

15 Ary izay lavitra dia ho avy ka hanao ao amin'ny tempolin'i Jehovah, ka dia ho fantatrareo fa Jehovah, Tompon'ny maro, no naniraka ahy ho aminareo. Dia ho tonga izany, raha hazoto hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 6

Jereo Zakaria 6:15 amin'ny teny manodidina.