17 ary aza misy mieritreritra ao am-ponareo hanisy ratsy ny namanareo ianareo, ary aza tia fianianan-tsy tò; fa izany rehetra izany dia halako, hoy Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Zakaria 8
Jereo Zakaria 8:17 amin'ny teny manodidina.