Zakaria 8:21 MG1865

21 ary ny mponina ao amin'ny anankiray hankany amin'ny anankiray kosa ka hanao hoe: Aoka handeha tokoa isika hifona amin'i Jehovah sy hitady an'i Jehovah, Tompon'ny maro; izaho koa mba handeha.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 8

Jereo Zakaria 8:21 amin'ny teny manodidina.