20 Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao?
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1
Jereo 1 Korintiana 1:20 amin'ny teny manodidina.