1 Korintiana 1:21 MG1865

21 Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1

Jereo 1 Korintiana 1:21 amin'ny teny manodidina.