1 Korintiana 1:27 MG1865

27 fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny hendry; ary ny malemy amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny mahery;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1

Jereo 1 Korintiana 1:27 amin'ny teny manodidina.