1 Korintiana 1:28 MG1865

28 ary ny iva razana amin'izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin'Andriamanitra, dia ny atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy,

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1

Jereo 1 Korintiana 1:28 amin'ny teny manodidina.