1 Korintiana 11:12 MG1865

12 Fa toy ny nihavian'ny vehivavy avy tamin'ny lehilahy, dia toy izany koa no nihavian'ny lehilahy avy tamin'ny vehivavy; fa Andriamanitra kosa no ihavian'ny zavatra rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:12 amin'ny teny manodidina.