1 Korintiana 11:21 MG1865

21 Fa raha mihinana ianareo, dia samy homana ny sakafony avy aloha ianareo; koa ny anankiray dia noana, fa ny anankiray kosa mamo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:21 amin'ny teny manodidina.