1 Korintiana 11:22 MG1865

22 Moa tsy manan-trano hihinanana sy hisotroana va ianareo? Sa manao tsinontsinona ny fiangonan'Andriamanitra ka manome henatra ny tsy manana? Inona no holazaiko aminareo? Hidera anareo va aho? Tsy hidera anareo amin'izany aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:22 amin'ny teny manodidina.