1 Korintiana 11:25 MG1865

25 Dia araka izany koa ny kapoaka, rehefa nihinana, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no ilay fanekena vaovao amin'ny rako; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy, na oviana na oviana no misotro ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:25 amin'ny teny manodidina.