1 Korintiana 11:26 MG1865

26 Fa na oviana na oviana ianareo no mihinana itony mofo itony sy misotro amin'ny kapoaka, dia manambara ny fahafatesan'ny Tompo ianareo mandra-pihaviny.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:26 amin'ny teny manodidina.