1 Korintiana 11:5 MG1865

5 Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:5 amin'ny teny manodidina.