6 Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia aoka hohetezana izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11
Jereo 1 Korintiana 11:6 amin'ny teny manodidina.