1 Korintiana 12:17 MG1865

17 Raha maso avokoa ny tena rehetra, aiza ary izay fandrenesana? Raha fandrenesana avokoa, aiza ary izay fanimboloana?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:17 amin'ny teny manodidina.