1 Korintiana 12:18 MG1865

18 Fa Andriamanitra efa nametraka izay rehetra momba ny tena, samy ho eo amin'ny tena araka ny sitrapony.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:18 amin'ny teny manodidina.