26 Ary raha mijaly ny anankiray amin'ny momba ny tena, dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; fa raha omem-boninahitra kosa ny anankiray amin'ny momba ny tena, dia miara-mifaly avokoa izay rehetra momba ny tena.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12
Jereo 1 Korintiana 12:26 amin'ny teny manodidina.