1 Korintiana 13:11 MG1865

11 Fony mbola zaza aho, dia niteny toy ny zaza, nihevitra toy ny zaza, nisaina toy ny zaza; fa nony efa lehibe aho, dia nariako ny fahazazana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 13

Jereo 1 Korintiana 13:11 amin'ny teny manodidina.