1 Korintiana 13:12 MG1865

12 Fa ankehitriny isika mizaha ao amin'ny fitaratra ka tsy mahita marina; fa rahatrizay dia mifanatrika; ankehitriny sombintsombiny no fantatro; fa rahatrizay dia ho fantatro tsara toy izay nahafantarana ahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 13

Jereo 1 Korintiana 13:12 amin'ny teny manodidina.