1 Korintiana 14:35 MG1865

35 Ary raha misy tiany hianarana, dia aoka izy hanontany ny lahy raha mby any an-trano; fa mahamenatra raha miteny ao am-piangonana ny vehivavy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:35 amin'ny teny manodidina.