1 Korintiana 14:34 MG1865

34 dia aoka hangina ny vehivavy raha ao am-piangonana; fa tsy avela hiteny izy, fa aoka hanoa tsara araka ny lazain'ny lalàna koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:34 amin'ny teny manodidina.