1 Korintiana 15:32 MG1865

32 Raha araka ny fanaon'olona no niadiako tamin'ny bibi-dia tany Efesosy, inona no soa azoko amin'izany? Raha tsy hatsangana ny maty, dia aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty (Isa. 22. 13).

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:32 amin'ny teny manodidina.