13 Izany koa no lazainay, tsy amin'ny teny ampianarin'ny fahendren'olona fa amin'ny teny ampianarin'ny Fanahy, raha milaza zava-panahy amin'izay olona araka ny Fanahy izahay.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 2
Jereo 1 Korintiana 2:13 amin'ny teny manodidina.