14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 2
Jereo 1 Korintiana 2:14 amin'ny teny manodidina.