1 Korintiana 2:6 MG1865

6 Anefa milaza fahendrena amin'ny efa matanjaka izahay, fa tsy ny fahendren'izao tontolo izao, na ny an'ny mpanapaka izao tontolo izao, izay olona mihalevona;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 2

Jereo 1 Korintiana 2:6 amin'ny teny manodidina.