1 Korintiana 2:7 MG1865

7 fa milaza ny fahendren'Andriamanitra izahay ka maneho zava-niafina, dia fahendrena izay nafenina sady voatendrin'Andriamanitra ho voninahitsika talohan'ny nanaovana izao tontolo izao;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 2

Jereo 1 Korintiana 2:7 amin'ny teny manodidina.