1 Korintiana 2:8 MG1865

8 ary tsy nisy nahalala izany ny mpanapaka izao tontolo izao; fa raha nahalala izy, dia tsy nohomboany tamin'ny hazo fijaliana ny Tompon'ny voninahitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 2

Jereo 1 Korintiana 2:8 amin'ny teny manodidina.