1 Korintiana 3:17 MG1865

17 Raha misy manimba ny tempolin'Andriamanitra, dia mba hosimban'Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin'Andriamanitra, dia ianareo izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 3

Jereo 1 Korintiana 3:17 amin'ny teny manodidina.