1 Korintiana 6:11 MG1865

11 Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 6

Jereo 1 Korintiana 6:11 amin'ny teny manodidina.