1 Korintiana 6:15 MG1865

15 Tsy fantatrareo va fa momba ny tena'i Kristy ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan'i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan'ny vehivavy janga? Sanatria izany!

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 6

Jereo 1 Korintiana 6:15 amin'ny teny manodidina.