1 Korintiana 6:16 MG1865

16 Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin'ny vehivavy janga dia tena iray aminy? fa hoy Andriamanitra: Ho nofo iray ihany izy roroa (Gen. 2. 24).

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 6

Jereo 1 Korintiana 6:16 amin'ny teny manodidina.