1 Korintiana 8:10 MG1865

10 Fa raha misy mahita anao izay manam-pahalalana mipetraka mihinana ao amin'ny tempolin'ny sampy, tsy hampahasahy ny fieritreretan'ny malemy hihinana izay hena aterina amin'ny sampy koa va izany?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 8

Jereo 1 Korintiana 8:10 amin'ny teny manodidina.