1 Korintiana 8:9 MG1865

9 Nefa tandremo, fandrao izany fahafahanareo izany ho tonga fahatafintohinana ho an'ny malemy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 8

Jereo 1 Korintiana 8:9 amin'ny teny manodidina.